Leviticus 13:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy sy i Arona hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary niteny tamin’i Môizy i Iaveh nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niteny tamin’i Mosesy sy i Aharôna ny TOMPO nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy sy Arona ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy sy i Arona hoe:
malagasy
[Ny lalàna ny amin'ny habokana sy ny aretina mitovitovy aminy] Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy sy Arona ka nanao hoe: