Leviticus 13:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia habokana efa ela teo amin’ny hoditry ny nofony izany ka hambaran’ny mpisorona fa maloto izy. Tsy hatokany toerana akory izy fa efa maloto.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia habokana efa latsa-paka amin’ny hoditry ny nofony izany, ka holazain’ny mpisorona fa maloto izy, fa maloto izany olona izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia habokana efa ela teo amin’ny hodi-nofo izany, ka hambaran’ny mpisorona hoe maloto ilay marary; tsy hatokany toerana akory izy, satria efa maloto.
Malagasy Bible 1865
dia habokana efa ela teo amin'ny hoditry ny nofony izany, ka hataon'ny mpisorona hoe maloto izy; tsy hatokany toerana akory izy, fa efa maloto.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia habokana efa ela teo amin’ny hoditry ny nofony izany ka hambaran’ny mpisorona fa maloto izy. Tsy hatokany toerana akory izy fa efa maloto.
malagasy
dia habokana efa ela teo amin'ny hoditry ny nofony izany, ka hataon'ny mpisorona hoe maloto izy; tsy hatokany toerana akory izy, fa efa maloto.