Leviticus 13:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mipoipoitra eo amin’ny hoditra ny habokana ary manenika ny hoditr’ilay marary hatramin’ny lohany ka hatramin’ny tongony, na aiza na aiza zahan’ny mpisorona,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha niely amin’ny hodiny anefa ny habokana, ka manenika ny hoditr’ilay marary, hatrany amin’ny lohany ka hatrany amin’ny tongony, araka izay rehetra hitan’ny mason’ny mpisorona, dia hozahan’ny mpisorona izy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mety ho ny hoditra manontolo mihitsy no efa ielezan’ny habokana ka henika azy hatreo antampon-doha ka hatrany am-paladia, araka izay faritra rehetra taza-mason’ny mpisorona;
Malagasy Bible 1865
Ary raha mipoipoitra mihitsy eo amin'ny hoditra ny habokana, ary manenika ny hoditr'ilay marary hatramin'ny lohany ka hatramin'ny tongony, na aiza na aiza zahan'ny mpisorona,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mipoipoitra eo amin’ny hoditra ny habokana ary manenika ny hoditr’ilay marary hatramin’ny lohany ka hatramin’ny tongony, na aiza na aiza zahan’ny mpisorona,
malagasy
Ary raha mipoipoitra mihitsy eo amin'ny hoditra ny habokana, ary manenika ny hoditr'ilay marary hatramin'ny lohany ka hatramin'ny tongony, na aiza na aiza zahan'ny mpisorona,