Leviticus 13:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha misy nofo miseho eo aminy dia haloto izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’ny andro hahitana nofo mihena velona aminy anefa dia haloto izy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa amin’ny andro hahitana nofo mangenahena miseho eo aminy, dia hanjary maloto izy;
Malagasy Bible 1865
Fa raha misy nofo mangenahena miseho eo aminy, dia haloto izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha misy nofo miseho eo aminy dia haloto izy.
malagasy
Fa raha misy nofo mangenahena miseho eo aminy, dia haloto izy.