Leviticus 13:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hozahan’ny mpisorona ny nofo miseho ary hambarany fa maloto izy satria maloto ny nofo miseho ka habokana izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka rehefa hitan’ny mpisorona ny nofony mihena velona, dia holazainy hoe maloto izy, dia habokana izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary rehefa voazahan’ny mpisorona io nofo mangenahena io, dia hambarany hoe maloto ilay olona; maloto manko ny nofo mangenahena fa habokana izany.
Malagasy Bible 1865
Ary raha zahan'ny mpisorona ny nofo mangenahena, dia hataony hoe maloto izy; fa maloto ny nofo mangenahena: habokana izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hozahan’ny mpisorona ny nofo miseho ary hambarany fa maloto izy satria maloto ny nofo miseho ka habokana izany.
malagasy
Ary raha zahan'ny mpisorona ny nofo mangenahena, dia hataony hoe maloto izy; fa maloto ny nofo mangenahena: habokana izany.