Leviticus 13:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha miova ilay nofo miseho ka tonga fotsy dia hankeo amin’ny mpisorona izy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha miova ka manjary fotsy ny nofo mihena velona, dia ho any amin’ny mpisorona izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha niova kosa ny nofo mangenahena ka tonga fotsy, dia hankeo amin’ny mpisorona indray ilay olona;
Malagasy Bible 1865
Ary raha miova ny nofo mangenahena ka tonga fotsy, dia hankeo amin'ny Mpisorona izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha miova ilay nofo miseho ka tonga fotsy dia hankeo amin’ny mpisorona izy;
malagasy
Ary raha miova ny nofo mangenahena ka tonga fotsy, dia hankeo amin'ny Mpisorona izy;