Leviticus 13:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hozahan’ny mpisorona ilay marary, koa raha hitany fa tonga fotsy ny aretina dia hambaran’ny mpisorona fa madio izy satria efa madio.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka hozahan’ny mpisorona, ary raha nanjary fotsy ny fery, dia holazain’ny mpisorona hoe madio ilay marary; madio izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
hozahan’ny mpisorona izy, ka raha hitany fa tonga fotsy tokoa ny faritra nisy fery, dia hambaran’ny mpisorona hoe madio ilay fery na madio koa ilay olona.
Malagasy Bible 1865
ary raha zahan'ny mpisorona ilay marary, ka hitany fa tonga fotsy ny aretina, dia hataon'ny mpisorona hoe madio izy, fa efa madio.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hozahan’ny mpisorona ilay marary, koa raha hitany fa tonga fotsy ny aretina dia hambaran’ny mpisorona fa madio izy satria efa madio.
malagasy
ary raha zahan'ny mpisorona ilay marary, ka hitany fa tonga fotsy ny aretina, dia hataon'ny mpisorona hoe madio izy, fa efa madio.