Leviticus 13:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy fery sitrana eo amin’ny hoditra
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Raha misy olona efa voan’ny fery tao amin’ny tavany, tao amin’ny hodiny, ary efa sitrana izany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha misy olona manam-pery sitrana eo amin’ny hodiny,
Malagasy Bible 1865
Ary raha misy fery sitrana eo amin'ny hoditry ny nofo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy fery sitrana eo amin’ny hoditra
malagasy
Ary raha misy fery sitrana eo amin'ny hoditry ny nofo,