Leviticus 13:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary misy fotsy mamontsina eo amin’ny holatry ny fery na misy hola-mena dia hiseho amin’ny mpisorona izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nefa misy mamontsina fotsy na fotsy somary mena, eo amin’ny faritra misy izany fery izany, dia hiseho amin’ny mpisorona izany olona izany. Hozahan’ny mpisorona izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nefa isehoana pentina mamontsina fotsy na pentina somary menamena eo amin’ilay hola-pery, dia hiseho amin’ny mpisorona izy.
Malagasy Bible 1865
ary misy fotsy mamontsina eo amin'ny holatry ny fery, na misy holamena, dia hiseho amin'ny mpisorona izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary misy fotsy mamontsina eo amin’ny holatry ny fery na misy hola-mena dia hiseho amin’ny mpisorona izy.
malagasy
ary misy fotsy mamontsina eo amin'ny holatry ny fery, na misy holamena, dia hiseho amin'ny mpisorona izy.