Leviticus 13:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha niitatra teo amin’ny hoditra izany dia hambaran’ny mpisorona fa maloto izy satria habokana izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha nanitatra eo amin’ny hoditra ilay hodi-potsy dia holazain’ny mpisorona hoe maloto izy, fa fery habokana izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
aorian’izany, raha nanitatra tokoa teo amin’ny hoditra ilay pentina, vao hambaran’ny mpisorona hoe maloto ilay olona fa habokana izany.
Malagasy Bible 1865
ary raha nanitra mihitsy teo amin'ny hoditra izany, dia hataon'ny mpisorona hoe maloto izy: habokana izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha niitatra teo amin’ny hoditra izany dia hambaran’ny mpisorona fa maloto izy satria habokana izany.
malagasy
ary raha nanitra mihitsy teo amin'ny hoditra izany, dia hataon'ny mpisorona hoe maloto izy: habokana izany.