Leviticus 13:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha tsy mitombo ny mifaritra mangirana, ka tsy miitatra, dia holatry ny fery ihany ka hataon’ny mpisorona hoe madio.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha nijanona amin’izay nisy azy ihany kosa ilay hodi-potsy fa tsy nanitatra, dia hola-pery izany, ka holazain’ny mpisorona hoe madio izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha tsy niova sady tsy nanitatra kosa ilay pentina, dia hola-pery ihany izany, ary hambaran’ny mpisorona hoe madio ilay olona.
Malagasy Bible 1865
Fa raha tsy mitombo ny faritra mangirana, ka tsy manitatra, dia fahamaimaizana eo amin'ny fery izany; ary hataon'ny mpisorona hoe madio.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha tsy mitombo ny mifaritra mangirana, ka tsy miitatra, dia holatry ny fery ihany ka hataon’ny mpisorona hoe madio.
malagasy
Fa raha tsy mitombo ny faritra mangirana, ka tsy manitatra, dia fahamaimaizana eo amin'ny fery izany; ary hataon'ny mpisorona hoe madio.