Leviticus 13:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy main’ny afo eo amin’ny hoditra ka hita eo amin’ny may ny mifaritra fotsy mangirana sady mitera-mena,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha misy olona main’ny afo amin’ny vatany, amin’ny hodiny, ka misy hodi-potsy na fotsy somary mena miseho amin’ny faritra main’ny afo, dia hozahan’ny mpisorona izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha misy olona main’ny afo eo amin’ny hodiny ka iforonana pentina somary menamena na pentina fotsy mangirana eo amin’ny faritra may,
Malagasy Bible 1865
Ary raha misy main'ny afo eo amin'ny hoditry ny nofo, ary hita ny may, fa mitarehi-kola-mena,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy main’ny afo eo amin’ny hoditra ka hita eo amin’ny may ny mifaritra fotsy mangirana sady mitera-mena,
malagasy
Ary raha misy main'ny afo eo amin'ny hoditry ny nofo, ary hita ny may, fa mitarehi-kola-mena,