Leviticus 13:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hozahan’ny mpisorona indray izany amin’ny andro fahafito, koa raha niitatra teo amin’ny hoditra io dia hambarany fa maloto. Habokana izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
raha nanitatra eo amin’ny hoditra ilay hodi-potsy, dia holazain’ny mpisorona hoe maloto izy, satria fery habokana izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hozahan’ny mpisorona izy amin’ny andro fahafito; ka raha hitany fa manitatra tokoa ilay pentina teo amin’ny hoditra, dia hambarany hoe maloto ilay olona fa aretina miendrika habokana izany.
Malagasy Bible 1865
ary raha zahan'ny mpisorona amin'ny andro fahafito izy, ka nanitatra mihitsy teo amin'ny hoditra izany, dia hataony hoe maloto: habokana izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hozahan’ny mpisorona indray izany amin’ny andro fahafito, koa raha niitatra teo amin’ny hoditra io dia hambarany fa maloto. Habokana izany.
malagasy
ary raha zahan'ny mpisorona amin'ny andro fahafito izy, ka nanitatra mihitsy teo amin'ny hoditra izany, dia hataony hoe maloto: habokana izany.