Leviticus 13:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy lehilahy na vehivavy manana aretina eo amin’ny lohany na eo amin’ny saokany
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha misy lehilahy na vehivavy voan’ny fery amin’ny lohany na amin’ny saokany, dia hozahan’ny mpisorona ny fery.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha misy lehilahy na vehivavy manana fery eo amin’ny lohany na eo amin’ny saokany,
Malagasy Bible 1865
Ary raha misy lehilahy na vehivavy manana aretina eo amin'ny lohany na eo amin'ny saokany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy lehilahy na vehivavy manana aretina eo amin’ny lohany na eo amin’ny saokany
malagasy
Ary raha misy lehilahy na vehivavy manana aretina eo amin'ny lohany na eo amin'ny saokany,