Leviticus 13:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hozahan’ny mpisorona ny aretina amin’ny andro fahafito, koa raha hitany fa tsy niitatra ny aretina ary tsy misy volo somary vonivony eo, ary tsy lalina noho ny hoditra no fijeriny azy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hozahan’ny mpisorona ny fery amin’ny andro fahafito. Raha tsy nanitatra ny kimavo sady tsy misy volon-koditra tomamotamo ary tsy latsaka noho ny hoditra no fijery azy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hozahan’ny mpisorona indray ny fery amin’ny andro fahafito; ka raha hitany fa tsy nanitatra sady tsy nandoaka hoditra ny kimavo ary misy volo tomamotamo eo,
Malagasy Bible 1865
Ary raha zahan'ny mpisorona ny aretina amin'ny andro fahafito, ka hitany fa tsy nanitatra ny aretina, atỳ tsy misy volo tomamotamo eo, ary tsy lalina noho ny hoditra no fijeriny azy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hozahan’ny mpisorona ny aretina amin’ny andro fahafito, koa raha hitany fa tsy niitatra ny aretina ary tsy misy volo somary vonivony eo, ary tsy lalina noho ny hoditra no fijeriny azy,
malagasy
Ary raha zahan'ny mpisorona ny aretina amin'ny andro fahafito, ka hitany fa tsy nanitatra ny aretina, atỳ tsy misy volo tomamotamo eo, ary tsy lalina noho ny hoditra no fijeriny azy,