Leviticus 13:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hiharatra izy fa tsy hoharatany ny misy ny aretina. Hatokan’ny mpisorona toerana mandritra ny hafitoana indray ilay olona be hatina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia hiharatra ilay voan’ny kimavo, afa-tsy amin’izay misy ny fery, ary hanokan-toerana azy hafitoana indray ny mpisorona;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia tokony hiharatra ilay marary, saingy ny faritra misy fery tsy hoharatany; ary hatokan’ny mpisorona toerana fanindroany mandritra ny fito andro izy.
Malagasy Bible 1865
dia hiharatra izy, fa ny misy ny aretina tsy hoharatany; ary hatokan'ny mpisorona toerana hafitoana indray ilay olona kongonina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hiharatra izy fa tsy hoharatany ny misy ny aretina. Hatokan’ny mpisorona toerana mandritra ny hafitoana indray ilay olona be hatina.
malagasy
dia hiharatra izy, fa ny misy ny aretina tsy hoharatany; ary hatokan'ny mpisorona toerana hafitoana indray ilay olona kongonina.