Leviticus 13:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha niitatra teo amin’ny hoditra ny aretiny, rehefa nambarany fa madio izy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha efa nolazainy hoe madio anefa izy, no nanitatra eo amin’ny hoditra ny kimavo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha taorian’ny nanambarana an’ilay olona hoe madio no nitaran’ny kimavo teo amin’ny hodiny,
Malagasy Bible 1865
Fa raha nanitatra teo amin'ny hoditra mihitsy ny aretina, rehefa natao hoe madio izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha niitatra teo amin’ny hoditra ny aretiny, rehefa nambarany fa madio izy,
malagasy
Fa raha nanitatra teo amin'ny hoditra mihitsy ny aretina, rehefa natao hoe madio izy,