Leviticus 13:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hozahan’ny mpisorona indray izy, koa raha hitany fa niitatra teo amin’ny hoditra ny aretina dia tsy mila mitady volo somary vonivony intsony ny mpisorona. Efa maloto izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia hozahan’ny mpisorona izy, ka raha nanitatra eo amin’ny hoditra ny fery kimavo dia tsy ilaina intsony izay hizahan’ny mpisorona raha misy volon-koditra tomamotamo; fa maloto izany olona izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hozahan’ny mpisorona indray izy; ka raha hitany fa nanitatra tokoa ny kimavo, dia tsy ilaina hitady izay volo tomamotamo intsony ny mpisorona, fa efa maloto ilay olona.
Malagasy Bible 1865
dia hozahan'ny mpisorona izy, ka raha nitany fa nanitatra teo amin'ny hoditra ny aretina, dia tsy hitady ny volo tomamotamo intsony ny mpisorona; efa maloto izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hozahan’ny mpisorona indray izy, koa raha hitany fa niitatra teo amin’ny hoditra ny aretina dia tsy mila mitady volo somary vonivony intsony ny mpisorona. Efa maloto izy.
malagasy
dia hozahan'ny mpisorona izy, ka raha nitany fa nanitatra teo amin'ny hoditra ny aretina, dia tsy hitady ny volo tomamotamo intsony ny mpisorona; efa maloto izy.