Leviticus 13:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy lehilahy na vehivavy misy mifaritra mangirana eo amin’ny hodiny, misy mifaritra fotsy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha misy lehilahy na vehivavy misy mamaritra fotsifotsy ny hoditry ny nofony, dia hozahan’ny mpisorona izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha misy lehilahy na vehivavy manana pentina mangirana fotsy eo amin’ny hodiny,
Malagasy Bible 1865
Ary raha misy lehilahy na vehivavy misy mifaritra mangirana eo amin'ny hoditry ny nofony, dia mifaritra fotsy mangirana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy lehilahy na vehivavy misy mifaritra mangirana eo amin’ny hodiny, misy mifaritra fotsy,
malagasy
Ary raha misy lehilahy na vehivavy misy mifaritra mangirana eo amin'ny hoditry ny nofony, dia mifaritra fotsy mangirana,