Leviticus 13:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha misy mifaritra fotsy mangirana kosa eo amin’ny hoditry ny nofony nefa tsy lalina noho ny hoditra no fijeriny azy ary tsy niova ho fotsy ny volony dia hatokan’ny mpisorona toerana mandritra ny hafitoana ilay marary.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha misy hodi-potsy ao amin’ny hoditry ny nofony, nefa tsy latsaka lalina noho ny hoditry ny nofony no fijery azy, sady tsy nanjary fotsy ny volon-koditra, dia hanokan-toerana ilay mararin’ny fery, hafitoana, ny mpisorona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha misy pentina fotsy mangirana kosa eo amin’ny hoditry ny olona, nefa tsy mandoaka hoditra no fahitana io pentina io sady tsy niova ho fotsy ny volo eo, dia hatokan’ny mpisorona toerana mandritra ny fito andro ilay marary.
Malagasy Bible 1865
Fa raha misy mifaritra fotsy mangirana kosa eo amin'ny hoditry ny nofony, nefa tsy lalina noho ny hoditra no fijeriny azy, ary tsy niova ho fotsy ny volony, dia hatokan'ny mpisorona toerana hafitoana ilay marary.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha misy mifaritra fotsy mangirana kosa eo amin’ny hoditry ny nofony nefa tsy lalina noho ny hoditra no fijeriny azy ary tsy niova ho fotsy ny volony dia hatokan’ny mpisorona toerana mandritra ny hafitoana ilay marary.
malagasy