Leviticus 13:40 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lehilahy raha mihintsam-bolon-doha dia sola ihany izy ka madio.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha misy lehilahy mihintsam-bolon-doha, dia sola ny lohany, madio ihany izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha misy lehilahy mihintsana volon-doha ka sola, dia madio ihany izy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny amin'ny lehilahy mihintsam-bolon-doha, dia sola ihany izy ka madio.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lehilahy raha mihintsam-bolon-doha dia sola ihany izy ka madio.
malagasy
Ary ny amin'ny lehilahy mihintsam-bolon-doha, dia sola ihany izy ka madio.