Leviticus 13:41 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mihintsana ny volo eo ambonin’ny handriny dia mazava ray ihany izy ka madio.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha ny volony anoloana no mihintsana dia mazavaray izy, madio ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha ny volon-doha eo anoloana no mihintsana ka mahatonga mazavaray, dia madio ihany izy.
Malagasy Bible 1865
Ary raha mihintsana ny volony eo ambonin'ny handriny, dia mazavaray ihany izy ka madio.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mihintsana ny volo eo ambonin’ny handriny dia mazava ray ihany izy ka madio.
malagasy
Ary raha mihintsana ny volony eo ambonin'ny handriny, dia mazavaray ihany izy ka madio.