Leviticus 13:42 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha misy aretina teramena somary fotsy, na eo amin’ny loha sola na eo amin’ny handrina, dia habokana mipoitra amin’ny loha sola, na amin’ny mazava ray izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha misy fery mangia-potsy somary mena eo amin’ny faritra sola, na anoloana na an-damosina, dia habokana mipoitra eo amin’ny faritra sola, na an-damosina na anoloana izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha misy aretin-koditra fotsy somary mena eo amin’ny loha sola na eo amin’ny mazavaray, dia habokana mipoipoitra eo izany.
Malagasy Bible 1865
Fa raha misy aretina tera-mena sady fotsy, na eo amin'ny loha sola, na eo amin'ny mazavaray, dia boka mipoipoitra amin'ny loha sola, na amin'ny mazavaray izany
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha misy aretina teramena somary fotsy, na eo amin’ny loha sola na eo amin’ny handrina, dia habokana mipoitra amin’ny loha sola, na amin’ny mazava ray izany.
malagasy
Fa raha misy aretina tera-mena sady fotsy, na eo amin'ny loha sola, na eo amin'ny mazavaray, dia boka mipoipoitra amin'ny loha sola, na amin'ny mazavaray izany