Leviticus 13:44 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia lehilahy boka izy ka maloto; hambaran’ny mpisorona fa maloto tokoa izy; eo amin’ny lohany ny aretiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia olona boka izy, ka maloto, ary holazain’ny mpisorona hoe maloto: eo amin’ny lohany ny feriny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia lehilahy voan’ny habokana izy, ka maloto; ary hambaran’ny mpisorona hoe maloto izy, satria misy fery eo amin’ny lohany.
Malagasy Bible 1865
dia lehilahy boka izy ka maloto; hataon'ny mpisorona hoe maloto tokoa izy: eo amin'ny lohany ny aretina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia lehilahy boka izy ka maloto; hambaran’ny mpisorona fa maloto tokoa izy; eo amin’ny lohany ny aretiny.
malagasy
dia lehilahy boka izy ka maloto; hataon'ny mpisorona hoe maloto tokoa izy: eo amin'ny lohany ny aretina.