Leviticus 13:45 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lamba rovitra no ho fitafian’ny olona izay efa tena boka ary hisaritaka ny volony dia hisarom-bava izy sady hiantsoantso hoe: Maloto e! Maloto e!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay boka ferena dia hanao fitafiana norovitina, ny volony harakarakany, ny volombavany hosaronany, ary izy hiantsoantso hoe: Maloto e! Maloto e!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ny olona voan’ny aretin-koditra dia hanao fitafiana voatriatra sy hampirakaraka volo ary hisarom-bava sady hiantsoantso hoe: ‹Maloto aho! Maloto aho!›
Malagasy Bible 1865
Ary ny amin'izay efa boka mihitsy, dia lamba triatra no ho fitafiany, ary hirakaraka ny volony, dia hisarom-bava izy sady hiantsoantso hoe: Maloto e! maloto e!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lamba rovitra no ho fitafian’ny olona izay efa tena boka ary hisaritaka ny volony dia hisarom-bava izy sady hiantsoantso hoe: Maloto e! Maloto e!
malagasy
Ary ny amin'izay efa boka mihitsy, dia lamba triatra no ho fitafiany, ary hirakaraka ny volony, dia hisarom-bava izy sady hiantsoantso hoe: Maloto e! maloto e!