Leviticus 13:47 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’ny fitafiana izay misy bobongolo, na fitafiana volon’ondry na fitafiana vita amin’ny lamba rongony,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha misy fery habokana eo amin’ny fitafiana rongony na volon’ondry,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha misy bobongolo amina fitafiana kiran-drongony na volon’ondry,
Malagasy Bible 1865
Amin'ny fitafiana izay misy habokana, na fitafiana volon'ondry, na fitafiana rongony,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’ny fitafiana izay misy bobongolo, na fitafiana volon’ondry na fitafiana vita amin’ny lamba rongony,
malagasy
Amin'ny fitafiana izay misy habokana, na fitafiana volon'ondry, na fitafiana rongony,