Leviticus 13:48 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
na amin’ny tenony izany na amin’ny fahany, na lamba rongony izany na volon’ondry na amin’ny hoditra na izay zavatra vita tamin’ny hoditra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
amin’ny kofehy rongony na volon’ondry, hatao tenany na fahany, amin’ny hoditra na amin’ny zavatra natao tamin’ny hoditra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
amina lamba sy akanjobà volon’ondry na kiran-drongony, amina hoditra na fitaovana vita hoditra, dia izao sy izao no hatao.
Malagasy Bible 1865
sy izay ho an'ny tenany, na izay ho fahany, na rongony, na volon'ondry, ary ny hoditra, na izay zavatra natao tamin'ny hoditra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
na amin’ny tenony izany na amin’ny fahany, na lamba rongony izany na volon’ondry na amin’ny hoditra na izay zavatra vita tamin’ny hoditra;
malagasy
sy izay ho an'ny tenany, na izay ho fahany, na rongony, na volon'ondry, ary ny hoditra, na izay zavatra natao tamin'ny hoditra,