Leviticus 13:49 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
raha maitsomaitso na menamena eo amin’ny fitafiana ny aretina, na eo amin’ny hoditra na eo amin’ny tenony na eo amin’ny fahany, na eo amin’izay zavatra vita tamin’ny hoditra, dia toy ny habokana izany ka haseho amin’ny mpisorona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
raha maitsomaitso na menamena ny fery eo amin’ny fitafiana, na amin’ny hoditra, na amin’ny kofehy hatao tenany na fahany, na amin’ny zavatra natao tamin’ny hoditra, na inona na inona izany, dia fery habokana izany, ka haseho ny mpisorona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha maitsomaitso na menamena ny holatra amin’ireo, dia bobongolo tokony haseho amin’ny mpisorona.
Malagasy Bible 1865
raha maitsomaitso na menamena eo amin'ny fitafiana ny aretina, na eo amin'ny hoditra, na eo amin'izay ho tenany, na izay ho fahany, na eo amin'ny zavatra natao tamin'ny hoditra, dia habokana izany ka haseho amin'ny mpisorona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
raha maitsomaitso na menamena eo amin’ny fitafiana ny aretina, na eo amin’ny hoditra na eo amin’ny tenony na eo amin’ny fahany, na eo amin’izay zavatra vita tamin’ny hoditra, dia toy ny habokana izany ka haseho amin’ny mpisorona.
malagasy