Leviticus 13:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hozahan’ny mpisorona izany amin’ny andro fahafito; koa raha hitany fa tsy mitombo ny aretina sady tsy miitatra eo amin’ny hoditra dia hatokany toerana hafitoana indray izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’ny andro fahafito hozahan’ny mpisorona indray izy; ka raha tsy nitombo ny aretina araka ny fijeriny azy, tsy nanitatra eo amin’ny hoditra, dia hatokan’ny mpisorona toerana hafitoana fanindroany izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hozahan’ny mpisorona izy amin’ny andro fahafito; ka raha hitany fa tsy mitombo ny aretina sady tsy manitatra eo amin’ny hoditra, dia hatokany toerana fanindroany mandritra ny fito andro izy.
Malagasy Bible 1865
Ary raha zahan'ny mpisorona amin'ny andro fahafito izy, ka hitany fa tsy mitombo ny aretina sady tsy manitatra eo amin'ny hoditra, dia hatokany toerana hafitoana indray izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hozahan’ny mpisorona izany amin’ny andro fahafito; koa raha hitany fa tsy mitombo ny aretina sady tsy miitatra eo amin’ny hoditra dia hatokany toerana hafitoana indray izy.
malagasy
Ary raha zahan'ny mpisorona amin'ny andro fahafito izy, ka hitany fa tsy mitombo ny aretina sady tsy manitatra eo amin'ny hoditra, dia hatokany toerana hafitoana indray izy;