Leviticus 13:50 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hozahan’ny mpisorona ny aretina ka hatokany toerana hafitoana ilay zavatra misy azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa voazahan’ny mpisorona ny fery, dia hatokany toerana hafitoana ilay zavatra voa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nozahan’ny mpisorona ilay holatra, dia hatokany toerana mandritra ny fito andro ilay zavatra bobongolo.
Malagasy Bible 1865
Ary hozahan'ny mpisorona ny aretina ka hatokana toerana hafitoana ilay zavatra misy azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hozahan’ny mpisorona ny aretina ka hatokany toerana hafitoana ilay zavatra misy azy.
malagasy
Ary hozahan'ny mpisorona ny aretina ka hatokana toerana hafitoana ilay zavatra misy azy.