Leviticus 13:51 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hozahany indray ny aretina amin’ny andro fahafito, koa raha niitatra teo amin’ny fitafiana ny aretina, na teo amin’ny tenony na ny fahany na teo amin’izay zavatra vita tamin’ny hoditra, dia toy ny habokana izany ka maloto.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’ny andro fahafito hozahany ny fery, ka raha nanitatra ny fery amin’ny hoditra, na amin’ny zavatra natao tamin’ny hoditra, na inona na inona izany, dia habokana ratsy izany ka maloto io zavatra io.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’ny andro fahafito dia hozahany indray ny holatra, ka raha nitaran’izany ilay fitafiana na lamba na akanjobà na hoditra na fitaovana vita hoditra, dia bobongolo tsy azo esorina izany ka maloto ilay zavatra voany.
Malagasy Bible 1865
Ary raha zahany ny aretina amin'ny andro fahafito, ka nanitatra teo amin'ny fitafiana ny aretina, na teo amin'izay ho tenany, na izay ho fahany, na teo amin'ny zavatra natao tamin'ny hoditra, dia habokana mafy izany, ka dia maloto.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hozahany indray ny aretina amin’ny andro fahafito, koa raha niitatra teo amin’ny fitafiana ny aretina, na teo amin’ny tenony na ny fahany na teo amin’izay zavatra vita tamin’ny hoditra, dia toy ny habokana izany ka maloto.
malagasy