Leviticus 13:53 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa mizaha azy ny mpisorona ka hitany fa tsy niitatra teo amin’ny fitafiana ny aretina, na teo amin’ny tenony na teo amin’ny fahany na teo amin’izay zavatra vita tamin’ny hoditra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha hitan’ny mpisorona anefa fa ny fery tsy nanitatra amin’ny fitafiana, na amin’ny kofehy natao tenany na fahany, na amin’ny zavatra natao tamin’ny hoditra na inona na inona izany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa rehefa nozahan’ny mpisorona ka hitany fa tsy nitaran’ny holatra ilay zavatra,
Malagasy Bible 1865
Ary raha mizaha azy ny mpisorona, ka hitany fa ny aretina tsy nanitatra teo amin'ny fitafiana, na teo amin'izay ho tenany, na izay ho fahany, na teo amin'ny zavatra natao tamin'ny hoditra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa mizaha azy ny mpisorona ka hitany fa tsy niitatra teo amin’ny fitafiana ny aretina, na teo amin’ny tenony na teo amin’ny fahany na teo amin’izay zavatra vita tamin’ny hoditra,
malagasy
Ary raha mizaha azy ny mpisorona, ka hitany fa ny aretina tsy nanitatra teo amin'ny fitafiana, na teo amin'izay ho tenany, na izay ho fahany, na teo amin'ny zavatra natao tamin'ny hoditra,