Leviticus 13:54 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hasain’ny mpisorona hosasana izay misy izany ary hatokany toerana mandritra ny hafitoana indray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia asaina sasany ilay zavatra voa, vao hatokany toerana hafitoana indray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hasainy hosasana izany ary hatokany toerana indray mandritra ny fito andro.
Malagasy Bible 1865
dia hasain'mpisorona hosasana izay misy izany, ary hatokana toerana hafitoana indray izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hasain’ny mpisorona hosasana izay misy izany ary hatokany toerana mandritra ny hafitoana indray.
malagasy
dia hasain'mpisorona hosasana izay misy izany, ary hatokana toerana hafitoana indray izy;