Leviticus 13:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hozahan’ny mpisorona izany, koa raha hitany fa miitatra eo amin’ny hoditra ny takompery dia hambarany fa maloto izy. Habokana izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka hozahan’ny mpisorona; ary raha nanitatra eo amin’ny hoditra ny anakandro dia holazain’ny mpisorona hoe maloto izy; fa habokana izany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hozahan’ny mpisorona izy; ka raha hitany fa manitatra eo amin’ny hoditra tokoa ny manako-pery, dia hambarany hoe maloto ilay olona fa habokana izany.
Malagasy Bible 1865
Ary raha zahan'ny mpisorona izy, ka hitany fa manitatra eo amin'ny hoditra ny manako-pery, dia hataony hoe maloto izy: habokana izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hozahan’ny mpisorona izany, koa raha hitany fa miitatra eo amin’ny hoditra ny takompery dia hambarany fa maloto izy. Habokana izany.
malagasy
Ary raha zahan'ny mpisorona izy, ka hitany fa manitatra eo amin'ny hoditra ny manako-pery, dia hataony hoe maloto izy: habokana izany.