Leviticus 13:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy habokana amin’ny olona dia hoentina eo amin’ny mpisorona izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Raha misy ferin’ny habokana amin’ny olona anankiray, dia hoentina eo amin’ny mpisorona izy ka hozahan’ny mpisorona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha misy olona voan’ny aretina miendrika habokana, dia hoentina ho eo amin’ny mpisorona izy.
Malagasy Bible 1865
Raha misy habokana amin'ny olona, dia ho entina any amin'ny mpisorona izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy habokana amin’ny olona dia hoentina eo amin’ny mpisorona izy.
malagasy
Raha misy habokana amin'ny olona, dia ho entina any amin'ny mpisorona izy;