Leviticus 14:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny mpisorona izay manadio ilay lehilahy hodiovina dia hametraka azy sy ireo zavatra ireo eo anatrehan’NY TOMPO, eo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay mpisorona manao ny fanadiovana hanolotra an’izay olona midio, mbamin’ireo zavatra rehetra ireo eo anatrehan’i Iaveh, anoloan’ny trano lay fihaonana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mpisorona, izay mitarika ny fombam-pivavahana fidiovana, dia hametraka ilay olona sy ireo zavatra ireo eo anatrehan’ny TOMPO, izany hoe eo anoloan’ny varavaran’ny Tranolay fihaonana.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpiosorona izay manadio ilay lehilahy hodiovina dia hametraka azy sy ireo zavatra ireo eo anatrehan'i Jehovah, eo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny mpisorona izay manadio ilay lehilahy hodiovina dia hametraka azy sy ireo zavatra ireo eo anatrehan’NY TOMPO, eo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana*;
malagasy
Ary ny mpiosorona izay manadio ilay lehilahy hodiovina dia hametraka azy sy ireo zavatra ireo eo anatrehan'i Jehovah, eo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana;