Leviticus 14:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary hakan’ny mpisorona ny diloilo iray loga ka haidiny eo amin’ny felatanany havia;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia halain’ny mpisorona ny diloilo iray loga, ka haidiny amin’ny felatanany havia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hangalan’ny mpisorona koa ny menaka antsasa-litatra, ka haidiny eo am-pelatanany havia;
Malagasy Bible 1865
ary ny diloilo iray loga dia hangalan'ny mpisorona ka haidiny eo am-pelatanany ankavia;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary hakan’ny mpisorona ny diloilo iray loga ka haidiny eo amin’ny felatanany havia;
malagasy
ary ny diloilo iray loga dia hangalan'ny mpisorona ka haidiny eo am-pelatanany ankavia;