Leviticus 14:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hatsoboky ny mpisorona ao amin’ny diloilo izay eo amin’ny felatanany havia ny fanondrony havanana ka hafafiny impito eo anatrehan’NY TOMPO izany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hatsoboky ny mpisorona amin’ny diloilo izay eo am-pelatanany havia, ny rantsan-tanany ankavanana, hanaovany famafazana impito eo anatrehan’i Iaveh amin’ny rantsan-tanany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary hatsobony amin’io menaka izay eo am-pelatanany ankavia io ny fanondrony ankavanana ka hanaovany famafazana impito eo anatrehan’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
dia hatsoboky ny mpisorona ny fanondrony ankavanana eo amin'ny diloilo izay eo am-pelatanany ankavia ka hafafiny impito eo anatrehan'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hatsoboky ny mpisorona ao amin’ny diloilo izay eo amin’ny felatanany havia ny fanondrony havanana ka hafafiny impito eo anatrehan’NY TOMPO izany;
malagasy
dia hatsoboky ny mpisorona ny fanondrony ankavanana eo amin'ny diloilo izay eo am-pelatanany ankavia ka hafafiny impito eo anatrehan'i Jehovah.