Leviticus 14:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny diloilo mbola sisa eo am-pelatanan’ny mpisorona dia hataony amin’ny lohan’ilay hodiovina; ary hanao fanavotana ho azy eo anatrehan’NY TOMPO ny mpisorona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay diloilo sisa mbola eo an-tanany kosa, dia hataony amin’ny lohan’ilay midio, ary hanao ny fanonerana ho azy, eo anatrehan’i Iaveh, ny mpisorona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny menaka sisa eo am-pelatanan’ny mpisorona kosa hararany amin’ny lohan’ilay diovina; ary dia eo anatrehan’ny TOMPO no hanaovany ny fombam-pivavahana fanadiovana azy.
Malagasy Bible 1865
ary ny diloilo mbola sisa eo ampela-tànan'ny mpisorona dia hataony amin'ny lohan'ilay hodiovina; ary hanao fanavotana ho azy eo anatrehan'i Jehovah ny mpisorona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny diloilo mbola sisa eo am-pelatanan’ny mpisorona dia hataony amin’ny lohan’ilay hodiovina; ary hanao fanavotana ho azy eo anatrehan’NY TOMPO ny mpisorona.
malagasy
ary ny diloilo mbola sisa eo ampela-tànan'ny mpisorona dia hataony amin'ny lohan'ilay hodiovina; ary hanao fanavotana ho azy eo anatrehan'i Jehovah ny mpisorona.