Leviticus 14:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mpisorona dia hanatitra ny fanatiny noho ny ota ka hanao fanavotana ho an’ilay hodiovina hahafahany amin’ny fahalotoany; ary rehefa afaka izany dia hamono ny fanatitra dorana manontolo izy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha efa izany hatolotry ny mpisorona ny sorona noho ny ota, sy hataony ny fanonerana ho an’ilay midio ho afaka amin’ny lotony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay ny mpisorona vao hanolotra ny sorona fanalana ny ota sy hanao indray ny fombam-pivavahana fandiovana ho an’ilay diovina ho afaka amin’ny fahalotoany. Aorian’izany, dia hamono ny zanakondrilahy hatao sorona dorana manontolo ny mpisorona
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpisorona dia hanatitra ny fanatiny noho ny ota ka hanao fanavotana ho an'ilay hodiovina hahafahany amin'ny fahalotoany; ary rehefa afaka izany, dia hamono ny fanatitra dorana izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mpisorona dia hanatitra ny fanatiny noho ny ota ka hanao fanavotana ho an’ilay hodiovina hahafahany amin’ny fahalotoany; ary rehefa afaka izany dia hamono ny fanatitra dorana manontolo izy;
malagasy
Ary ny mpisorona dia hanatitra ny fanatiny noho ny ota ka hanao fanavotana ho an'ilay hodiovina hahafahany amin'ny fahalotoany; ary rehefa afaka izany, dia hamono ny fanatitra dorana izy;