Leviticus 14:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lalàna ny amin’ny boka amin’ny andro fanadiovana azy: Hoentina any amin’ny mpisorona izy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lalàna momba ny boka, amin’ny andro hidiovany:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ireto no fepetra momba ny marary hoditra, amin’ny andro fanadiovana azy. Hoentina any amin’ny mpisorona ilay marary hoditra,
Malagasy Bible 1865
Izao no lalàna ny amin'ny boka amin'ny andro fanavotana azy: ho entina any amin'ny mpisorona izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lalàna ny amin’ny boka amin’ny andro fanadiovana azy: Hoentina any amin’ny mpisorona izy;
malagasy
Izao no lalàna ny amin'ny boka amin'ny andro fanavotana azy: ho entina any amin'ny mpisorona izy;