Leviticus 14:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny mpisorona dia hanolotra ny fanatitra dorana manontolo sy ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry eo ambonin’ny alitara ka hanao fanavotana ho an’ilay olona hodiovina dia hadio izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hovonoiny ny sorona dorana, hatolony eo ambonin’ny ôtely miaraka amin’ny fanatitra, ka hanao ny fanonerana ho an’izany olona izany izy, dia hadio ilay olona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sy hanolotra azy eo ambonin’ny alitara miaraka amin’ny fanatitra lafarinina, ary hanao fanintelony ny fombam-pivavahana fanadiovana ho an’ilay diovina, dia ho voadio tokoa izy.
Malagasy Bible 1865
ary ny mpisorona dia hanatitra ny fanatitra dorana sy ny fanatitra hohanina eo ambonin'ny alitara ka hanao fanavotana ho an'ilay olona hodiovina, dia hadio izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny mpisorona dia hanolotra ny fanatitra dorana manontolo sy ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry eo ambonin’ny alitara ka hanao fanavotana ho an’ilay olona hodiovina dia hadio izy.
malagasy
ary ny mpisorona dia hanatitra ny fanatitra dorana sy ny fanatitra hohanina eo ambonin'ny alitara ka hanao fanavotana ho an'ilay olona hodiovina, dia hadio izy.