Leviticus 14:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary domohina roa na voromailala roa, araka izay tratry ny ananany, koa ny iray dia hatao fanatitra fanadiovana ary ny iray dia hatao fanatitra dorana manontolo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mbamin’ny domohina roa, na vantom-boromahailala roa, araka izay azony atao, ny iray ho sorona noho ny ota, ny iray ho sorona dorana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
domohina roa na voromahailala roa, arakaraka izay hareny ananany, ka ny anankiray hatao sorona fanalana ny ota ary ny anankiray hatao sorona dorana manontolo.
Malagasy Bible 1865
ary domohina roa, na zana-boromailala roa, araka izay tratry ny ananany, ka ny anankiray hatao fanatitra noho ny ota, ary ny anankiray hatao fanatitra dorana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary domohina roa na voromailala roa, araka izay tratry ny ananany, koa ny iray dia hatao fanatitra fanadiovana ary ny iray dia hatao fanatitra dorana manontolo.
malagasy
ary domohina roa, na zana-boromailala roa, araka izay tratry ny ananany, ka ny anankiray hatao fanatitra noho ny ota, ary ny anankiray hatao fanatitra dorana.