Leviticus 14:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoentiny eo amin’ny mpisorona ireo amin’ny andro fahavalo amin’ny fanadiovana azy, eo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana, eo anatrehan’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoentiny ho eo amin’ny mpisorona ireo ho fidiovany, amin’ny andro fahavalo, dia eo anoloan’ny varavaran’ny trano lay fihaonana, eo anatrehan’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’ilay andro fahavalo, dia hoentin’ilay marary hoditra ho any amin’ny mpisorona ireo zavatra ireo mba hanaovana ny fanadiovana azy eo anoloan’ny varavaran’ny Tranolay fihaonana, eo anatrehan’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Dia ho eniny any amin'ny mpisorona ireo amin'ny andro fahavalon'ny fanadiovana azy, ho eo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana eo anatrehan'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoentiny eo amin’ny mpisorona ireo amin’ny andro fahavalo amin’ny fanadiovana azy, eo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana*, eo anatrehan’NY TOMPO.
malagasy
Dia ho eniny any amin'ny mpisorona ireo amin'ny andro fahavalon'ny fanadiovana azy, ho eo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana eo anatrehan'i Jehovah.