Leviticus 14:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Horaisin’ny mpisorona ny zanak’ondrilahy izay hatao fanati-panonerana sy ny diloilo iray loga ka hataony fanatitra asandratra eo anatrehan’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia horaisin’ny mpisorona ny zanak’ondry hatao sorona fanonerana sy ny diloilo iray loga, ka hahevahevany eo anatrehan’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia horaisin’ny mpisorona ilay zanakondrilahy hatao sorom-panonerana sy ilay menaka antsasa-litatra, ka hahevahevany eo anatrehan’ny TOMPO no ho fomba fanolotra an’ireo.
Malagasy Bible 1865
Dia horaisin'ny mpisorona ny zanak'ondrilahy izay hatao fanati-panonerana sy ny diloilo iray loga ka hahevahevany ho fanatitra ahevaheva eo anatrehan'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Horaisin’ny mpisorona ny zanak’ondrilahy izay hatao fanati-panonerana sy ny diloilo iray loga ka hataony fanatitra asandratra eo anatrehan’NY TOMPO.
malagasy
Dia horaisin'ny mpisorona ny zanak'ondrilahy izay hatao fanati-panonerana sy ny diloilo iray loga ka hahevahevany ho fanatitra ahevaheva eo anatrehan'i Jehovah.