Leviticus 14:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hakan’ny mpisorona ny diloilo ka hararany eo amin’ny felatanany havia;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha efa izany dia haidin’ny mpisorona eo am-pelatanany havia ny diloilo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia hisy haidin’ny mpisorona eo am-pelatanany ankavia ny menaka;
Malagasy Bible 1865
ary hangalan'ny mpisorona ny diloilo ka haidiny eo ampela-tànany ankavia;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hakan’ny mpisorona ny diloilo ka hararany eo amin’ny felatanany havia;
malagasy
ary hangalan'ny mpisorona ny diloilo ka haidiny eo ampela-tànany ankavia;