Leviticus 14:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hakan’ny mpisorona amin’ny fanondrony havanana ny diloilo izay eo amin’ny felatanany havia ka hafafiny impito eo anatrehan’NY TOMPO;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny rantsan-tanany havanana no hanaovan’ny mpisorona ny famafazana impito amin’ny diloilo izay eo an-tanany ankavia, eo anatrehan’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary amin’io menaka am-pelatanany io no hakany amin’ny fanondrony ankavanana ka hanaovany famafazana impito eo anatrehan’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
dia hangalan'ny mpisorona amin'ny fanondrony ankavanana ny diloilo izay eo ampela-tànany ankavia, ka hafafiny impito eo anatrehan'i Jehovah;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hakan’ny mpisorona amin’ny fanondrony havanana ny diloilo izay eo amin’ny felatanany havia ka hafafiny impito eo anatrehan’NY TOMPO;
malagasy
dia hangalan'ny mpisorona amin'ny fanondrony ankavanana ny diloilo izay eo ampela-tànany ankavia, ka hafafiny impito eo anatrehan'i Jehovah;