Leviticus 14:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny diloilo sisa eo am-pelatanan’ny mpisorona dia hataony amin’ny lohan’ilay hodiovina mba hanaovana fanavotana ho azy eo anatrehan’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ilay diloilo sisa eo an-tanany, dia hataon’ny mpisorona amin’ny lohan’ilay midio, hanaovana ny fanonerana ho azy, eo anatrehan’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny menaka sisa eo am-pelatanan’ny mpisorona kosa hararany amin’ny lohan’ilay diovina mba hanaovana ny fombam-pivavahana fanadiovana azy eo anatrehan’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
ary ny diloilo sisa eo ampela-tànan'ny mpisorona dia hataony amin'ny lohan'ilay hodiovina hanaovana fanavotana ho azy eo anatrehan'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny diloilo sisa eo am-pelatanan’ny mpisorona dia hataony amin’ny lohan’ilay hodiovina mba hanaovana fanavotana ho azy eo anatrehan’NY TOMPO.
malagasy
ary ny diloilo sisa eo ampela-tànan'ny mpisorona dia hataony amin'ny lohan'ilay hodiovina hanaovana fanavotana ho azy eo anatrehan'i Jehovah.