Leviticus 14:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ho eny ivelan’ny toby ny mpisorona ka hizaha azy; ary raha hitany fa sitrana amin’ny habokany ny boka
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoentina ho ao amin’ny mpisorona izy, dia hivoaka ny toby ny mpisorona hizaha azy. Ka raha sitrana ny ferin’ny habokan’ilay boka,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hivoaka ny toby kosa ny mpisorona mba hizaha azy. Raha hitany fa sitrana ny aretin’ilay marary hoditra,
Malagasy Bible 1865
dia hivoaka eny ivelan'ny toby ny mpisorona ka hizaha azy; Ary raha hitany fa sitrana amin'ny habokany ny boka,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ho eny ivelan’ny toby ny mpisorona ka hizaha azy; ary raha hitany fa sitrana amin’ny habokany ny boka
malagasy
dia hivoaka eny ivelan'ny toby ny mpisorona ka hizaha azy; Ary raha hitany fa sitrana amin'ny habokany ny boka,