Leviticus 14:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hateriny koa ny domohina iray, na ny voromailala iray, araka izay tratry ny ananany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha efa izany, dia hatolony ny iray amin’ny domohina na iray amin’ny vanto-boromahailala, izay azony novonoina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia horaisin’ny mpisorona ny iray amin’ny domohina na ny iray amin’ny voromahailala, arakaraka izay hareny ananan’ilay olona diovina,
Malagasy Bible 1865
Dia hateriny koa ny domohina anankiray, na ny zana-boromailala anankiray, araka izay tratry ny ananany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hateriny koa ny domohina iray, na ny voromailala iray, araka izay tratry ny ananany,
malagasy
Dia hateriny koa ny domohina anankiray, na ny zana-boromailala anankiray, araka izay tratry ny ananany,